VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY 2022

– FAMBOLENA – Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny Foibe Fikarohana momba ny Fampandrosoana ny Ambanivohitra
– FIFANINANANA – Tokony alefa mialoha ny 17 Jolay ny anaran’ny ekipa hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny Amboaran’ny CAF
– FITATERANA AN ‘HABAKABAKA – Mihamidina ny saran-dalana ho an’ireo kaompaniam-pitaterana mampitohy an’i Madagasikara amin’ny any ivelany