– FITATERANA – Nanamafy ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana fa tsy hibahan-toerana be ny fametrahana ireo andry lehibe pylônes hizaka ny tariby handehanan’ny teleferiaka
– TSENA – Sarotra ny mahita henan’omby eny an-tsena ary tsy mitsaha-miakatra ny vidiny
– FANAMPIANA – Zaza 6 hatramin’ny 23 volana maherin’ny 11.000 ary vehivavy mitondra vohoka sy mampinono miisa 10.000 avy ao Amboasary Atsimo hisitraka ny fanampian’ny Programme alimentaire mondiale (PAM) vatsian’ny Agence japonaise de coopération internationale (JICA) vol
