– BAOLINA KITRA – Nandresy ny Léopards an’ny RD Congo tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Barean’i Madagasikara
– KOLONTSAINA – Tafaverina an-tanindrazana niaraka tamin’ireo medaly efatra azo tamin’ny tompon-daka maneran-tany ireo bodybuilders malagasy
– FITATERANA – Olona 11 no maty ary 15 no naratra nandritra ny lozam-pifamoivoizana tany Ankaramena Ambalavao androany alatsinainy
