VAOVAO MINUTE FLASH 11 OKTOBRA 2022

-TONTOLO IAINANA – Faritra arovana roa ao Ivohibe sy ao Ambohitantely indray no ahitana fahamaizana androany talata
-FIOMPIANA – Efa lafo avokoa ireo omby vavy be ronono 1.000 nohafarana, hanafatra 1.000 hafa ny ministeran’ny Fiompiana
-FANATANJAHAN-TENA – Tanora afrikanina sy malagasy 45 no miatrika ny Fiba Africa Regional youth camp eto Madagasikara nanomboka androany talata