VAOVAO – MINUTE FLASH 12 JANOARY 2022

– TSENA : Nanatanteraka fidinana tampoka teny anivon’ny toeram-pivarotana entona fandrehitra ny mpanara-maso avy ao amin’ny ministera misahana ny varotra
– FITANTANANA : Hisy ny fihaonana eo amin’ny governemanta sy ireo goverinoram-paritra 23 hahafahana mandrindra ny asa fampandrosoana eto Madagasikara.
– HERINARATRA : Manakorontana ny fidiram-bolan’ireo orinasa madinika ny fahatapahan’ny herinaratra tato ho ato.