-VALANARETINA – Niampy olona roa ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19, 17 ny isan’ny tranga vaovao
– FISOROHANA – Hahazo vakisiny Janssen 165.600 fatra avy amin’ny governemanta amerikanina i Madagasikara
– FANABEAZANA – 74,17% ny tahan’ny fahafahana fanadinana CEPE teo Antananarivo Renivohitra

