– VANALANARETINA – Tsy tafiditra anaty tetikadin’ny fanjakana hiadiana amin’ny fihanahan’ny Covid-19 indray ny vakisiny sy ny fihibohana
– FANABEAZANA – Amin’ny 9 Aogositra no hanomboka ny fanadinana Bakaloera 2020-2021
– BAOLINA KITRA – Nanatrika ny fivoriamben’ny CAF i Raoul Arizaka Rabekoto ary nandray anjara tamin’ny fifidianana izay ho mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny CAF

