VAOVAO – MINUTE FLASH 12 NOVAMBRA 2020

Affiche YouTube

– FIFIDIANANA – 12465 ny isan’ireo mpifidy lehibe hiatrika ny fifidianana loholona amin’ny 11 Desambra
– FIFINDRA-MONINA – Mpiasa malagasy 78 voasokajy ho marefo avy any Arabia Saoudita no hody an-tanindrazana ny 25 novambra ho avy izao.
– LANONANA : Hitety an’i Madagasikara ny mpanakantao Nomcembo Zikode