– FAMPIANARANA AMBONY – Nidina an-dalambe mitaky ny hanombohana ny fampianarana ireo mpianatry ny ENS Ampefiloha
– FAHASALAMANA – Nilaza ny hametraka tetibola manokana handraisana an-tanana maimaim-poana ireo marary mila fitsaboana eny anivon’ny hopitalin’ireo renivohi-paritany sy eny anivon’ny faritra ny filohan’ny Repoblika.
– FITSARANA – Voaheloka higadra roa taona an-tranomaizina i Eddy Maminirina, Afaka noho ny fisalasalana kosa ireo dokotera roa nitsabo azy.
