– VALANARETINA COVID-19 – Olona 14 hafa no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus teo anelanelan’ny 3 ka hatramin’ny 9 Septambra araka ny tatitra navoakan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka omaly alahady
– FITATERANA – Olona 14 no namoy ny ainy taorian’ny fifandonan’ny fifandonan’ny sambo haingam-pandeha Fenofano sy ny botry Mazava II omaly Alahady hariva
– TONTOLO IAINANA – Miisa 1 amin’ny 1000 ny tahan’ny fahafatesan’ny trozona eto Madagasikara, hoy ny ministeran’ny Jono sy ny toekarena manga
