VAOVAO – MINUTE FLASH 13 FEBROARY 2023

– VALANARETINA – Olona iray no maty ary fito no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny 4 hatramin’ny 10 Febroary 2023
– TOETRY NY ANDRO – Misy rivo-doza roa ao amin’ny ranomasimbe Indianina nefa tsy misy hatahorana ho an’i Madagasikara
– KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Mpivarotra 130 avy amin’ny tsena Zaimaika, Soamanatombo ary Mahamasina nahazo fiofanana amin’ny fandrahoana sakafo
– ASA VAVENTY – Mitohy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa