VAOVAO – MINUTE FLASH 13 JOLAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona telo no maty noho ny Covid-19 omaly alatsinainy, 18 ny tranga vaovao
– KOLONTSAINA : Tsy maintsy ahazoana alalana any amin’ny prefektiora ny fikarakarana seho anaty trano, hoy ny prefen’Antananarivo
– FANATANJAHANTENA : Klioba efatra avy amin’ny Pro League no tsy handray anjara amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Madagasikara amin’ny baolina kitra