VAOVAO – MINUTE FLASH 13 SEPTAMBRA 2021

– FAMPIANARANA : Nampatsiahy ny amin’ny tokony hiantohana ny mpianatra raha sanatria misy loza ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Olona maherin’ny 13.000 no nisatraka maimai-poana fitsaboana avy amin’ny Caravane médicale tany amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara.
– TONTOLO IAINANA : Nangataka ny hametrahana lalàna mifehy ny loto plastika an-dranomasina i Madagasikara.