– FAMBOLENA – Misy bibikely mandravarava indray ny voly any amin’ny faritra Atsimo, ahiana ny hampihena ny vokatra
– FANDAHARAM-POTOANA – Hanainga ny faran’ny herinandro izao hihazo an’i Washington any Etazonia, ny Filoha Andry Rajoelina
– FANANAN-TANY – Manomana ny famaritana maimaim-poana ireto tany misy sekoly miisa 29.000 hiandraiketany ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena
