VAOVAO – MINUTE FLASH 14 DESAMBRA 2020

Affiche YouTube

-TSY FANJARIAN-TSAKAFO – Nanolotra fanampiana 100 tapitrisa dolara ny Amerikanina hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy sy any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana
– ANTENIMIERAMPIRENENA – Tsy mbola nanapa-kevitra momba ny raharaha Julien Reboza ny solombavambahoaka
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Tsy voatery manao fangatahana manokana ireo Malagasy te hody an-tanindrazana