VAOVAO – MINUTE FLASH 14 DESAMBRA 2021

– VALANARETINA – Mbola tsy mieritreritra ny hametraka ny hamehana ara-pahasalamana aloha ny fanjakana hatreto
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny HJRA Ampefiloha
– JIRO SY RANO – Hiroso amin’ny fampiasana ny fitaovana nomerika amin’ny fandraisana ny fandaniana ny Jirama