– CORONAVIRUS – Niampy roa ireo maty noho ny Covid-19, niampy 263 ireo mitondra ny tsimokaretina.
– FIANGONANANA – Nodimandry ny pasitora Benjamin Rabenorolahy filohan’ny Fiangonana Loterana eto Madagasikara teo aloha
– TOE-KARENA – Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana fa mifanaraka amin’ny lalàm-panorenana ny teti-bola nasiam-panitsiana