– ANGOVO – Mbola ho tapaka hatramin’ny adiny telo isan’andro ny herinaratra amin’ny faritra maro eto Antananarivo sy ny manodidina hatramin’ny farany volana, ankoatra ny andron’ny 25 sy 26 Jona
– FAMOKARANA – Manantena ny famatsiana siramamy ny tsena eto Madagasikara tsy ho tapaka ny fitondram-panjakana noho ny fiakaran’ny vokatra siramamy any amin’ny orinasa Sucoma ao Ambilobe
– FISOROHANA – Raikitra ny antso avo hampanekena ny Fitondram-panjakana ny hanaovana vakisiny Pfizer ny ankizy feno 12 taona noho mihoatra
