VAOVAO – MINUTE FLASH 14 MAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Niampy olona telo ireo matin’ny Covid-19, 129 ny tranga vaovao voamarina
– FANDRIAMPAHALEMANA : Maty vokatry ny ratra nahazo nahazo azy teo amin’ny feny Del Kely, hoy ny zandarimariam-pirenena.
– FANATANJAHAN-TENA : Handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja Judo i Madagasikara