VAOVAO – MINUTE FLASH 14 OKTOBRA 2021

– BAOLINA KITRA – Ny alahady vao ho azo jifaina ny tapakila hidirana eny amin’ny gradins mandritra ny lalaon’ny CFFA sy ny Inteclube avy any Angola
– HERINARATRA – Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany alakamisy ny fampidirana ireo jiro mora ho an’ireo fianakaviana sahirana.
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Miverina misokatra ho an’ireo mpandeha avy any ivelany ny sisintanin’i Madagasikara