VAOVAO – MINUTE FLASH 14 SEPTAMBRA 2020

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Niampy roa ny matin’ny Covid-19, olona 12 vaovao no mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– TONTOLO IAINANA : Tombanana ho 85% ny fahombiazan’ny fambolalen-kazo faobe tany Ankazobe
– FANABEAZANA : Mpianatra 129 649 avy any toamasina sy toliara no hiatrika ny andiany farany amin’ny CEPE ny talata hoavy izao.