VAOVAO MINUTE FLASH 14 SEPTAMBRA 2021

FIZAHAN-TANY – Mitohy misesy ny fivoriana fanomanana ny fisokafan’ny sisin-tany
FAMPIANARANA – Hisitraka fanampiana 300 000 ariary indray mandeha ireo mpampianatra FRAM tsy misitraka fanampiana, hoy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena.
FITSINJARAM-PAHEFANA – Efa an-dalana ny fananganana ny prefektioran’ny faritra Vatovavy, hoy ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana