– VAROTRA – Hisintaka tsikelikely eny anivon’ny tsena ny vary tsinjo rehefa miakatra ireo vary vokatra eto an-toerana.
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Hiverina hampitohy an’i La Réunion sy Nosy Be ny kompaniam-pitaterana an’habakabaka Air Austral.
– FOTODRAFITRASA – Ho tapaka noho ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’Andohanimandroseza sy Ambohipo hatramin’ny faha-27 Aprily
