– FANADIHADIANA – Nandray ireo mpanara-mason’ny fifidianana ny vaomiera misahana ny fanadihadiana ny lisi-pifidianana ao amin’ny antenimierandoholona.
– ADIDY HOAN’NY FIRENENA – Natambatra ao Betongolo ny fitsarana miaramila hoan’ireo zatovo eto Antananarivo Renivohitra
– FIHAONANA AMIN’NY GOVERNEMANTA – Isan’ny fanontaniana niverina matetika nataon’ireo solombavambahoaka ny tsy andoavana saram-pianarana eny amin’ny sekolim-panjakana

