VAOVAO – MINUTE FLASH 15 DESAMBRA 2021

– FIVAVAHANA : Napetraka androany alarobia ny vato fehizoron’ny efitrano fifavahana ao amin’ny antenimieram-pirenena
– FITATERANA : Hotovitovy sarany amin’ny fiara fitateram-bahoaka ny saram-pitaterana amin’ny lamasinina andrenivohitra hapetraka eto Antananarivo
– FITATERANA AN’HABAKABAKA –Hisokatra manomboka rahampitso alakamisy 16 desambra ny seranam-piaramanidina vaovao eny Ivato