VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– RAHARAHAM-PANJAKANA – Tsy hisy fanovana governemanta amin’ity volana Janoary ity hoy ny avy ao amin’ny fiadidiana ny Repoblika
– FAMPIANARANA – Loka maro karazana no natolotry ny filoha ireo mpianatra 66 nahazo ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana 2020
– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Tsy mbola namaly ny fangatahan’ny fanjakana malagasy momba ilay raharaha volamena 73,5 kilao ny Afrikana Tatsimo