VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JOLAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Olona iray no namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alarobia, 17 ny tranga vaovao
– FAHASALAMANA – 37,8%-n’ny ankizy 12 ka hatramin’ny 23 volana ihany no vita ny vakisiny rehetra tokony ho atao amin’ny zaza hoy ny OMS
– FIAROVANA – Nisokatra androany tamin’ny fomba ofisialy ny Fitsarana miaramila ho amin’ny taona 2021