VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JONA 2022

– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Vohoka dimy amin’ny 1.000 no mety mivadika ho tranga-na aretina mamàny lava eto Madagasikara
– FAMATSIAM-BOLA – Vola mitentina 220 miliara ariary avy amin’ny Banky iraisam-pirenena no ho entina manatsara ny famatsiana rano fisotro madio sy fidiovana ho an’ny distrika enina.
– FIVORIANA – Homen-danja ny harena ara-boajanahary ka mitondra fampandrosoana ho an’ny toe-karena maitso.