– VALANARETINA : Olona 34 vaovao voan’ny coronavirus, olona iray namoy ny ainy
– FAMATSIANA HERINARATRA : Voatery notapahina ny jiro tamina kaominina fito ho fiarovana ny aina-lehilahy iray nihanika teny amin’ny andrin-jiro
– ZANDARIMARIAM-PIRENENA : Niverina nampianatra ny sekolin’ny zandarimaria ao Ambositra

