VAOVAO MINUTE FLASH 16 AOGOSITRA 2021

VALANARETINA : Tsy misy ny aina nafoy vokatry ny covid-19 omaly, olona efatra no voan’ny aretina
GOVERNEMANTA : Famindram-pitantanana teo amin’ny ministera androany Alatsinainy
GOVERNEMANTA : Olona 32 no mandrafitra ny governemanta vaovao