VAOVAO – MINUTE FLASH 16 APRILY 2020

– CORONAVIRUS : Olona efatra sitrana, niampy iray ireo marary (1 ora tolakandro)
– CORONAVIRUS : Ravinala Airports, nanatanteraka fanadiovana
– TOETR’ANDRO : Ahiana ny fiakaran’ny rano any Analanjirofo