– GOVERNEMANTA – « Fanapahan-kevitra mahasoa ny Malagasy » no noraisina hoy ny Praiministra manoloana ny fialan’ny Imbiki Herilaza tsy ho minisitry ny Fitsarana
– VONJY VOINA – Fiara lehibe 15 feno Vatsy tsinjo no nihazo ireo faritra enina voa mafy tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsiraï
– LOZA VOAJANAHARY – Olona roa no tsy hita ary 885 no isan’ny traboina vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Dumako araka ny tatitra vonjimaika nampitain’ny BNGRC
https://youtu.be/geIRFOc1B5Y
