VAOVAO – MINUTE FLASH 16 JANOARY 2023

– Fiangonana – Tontosa teny Antsonjombe omaly ny fitondrana am-bavaka ny taom-piasan’ny Filohan’ny FJKM
– BAOLINA KITRA CHAN 2023- Resin’ny Barea 2 no 1 ny Black Galaxies an’i Ghana, tsara toerana i Madagasikara ao amin’ny Vondrona C
– Kaominina Antananarivo Renivohitra – Mpifaninana ho polisy monisipaly sy mpamonjy voina 600 nanatanteraka fanomezan-drà
– VALAN’ARETINA – Olona 28 no voamarina fa voan’ny covid-19 tamin’ny herinandron’ny 7 hatramin’ny 13 janoary