– VALANARETINA – Roa no maty vokatry ny Covid-19 omaly alakamisy, 16 ireo tranga vaovao
– FAMPIANARANA – Tsy hisy fahatapahany ny fanadinana BEPC na dia andro tsy fiasana aza ny talata ho avy izao.
– FITANTANANA – Efa notombanan’ny filoham-pirenena ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, hoy ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina.

