FAMPIANARANA ARA-TEKNIKA – Hanomboka ny 3 Oktobra 2022 ny taom-pianarana 2022-2023 ho an’ireo mpianatra sy mpiofana, ka haharitra 35 herinandro ary hifarana ny 23 Jona 2023.
FAMBOLENA – Ho tohanan’ny Fanjakana ny Sehatra fampindramam-bola madinika mba hahafahan’izy ireo mampihena ny tahan’ny zana-bola tsy maintsy efain’ireo tantsaha mindram-bola aminy
ZON’NY ANKIZY – Anisan’ny olana amin’ny ady atao hiarovana ny zon’ny ankizy ireo fomba amam-panao mamohehitra, hoy ny Fikambanan’ny fiaraha-monim-pirenena miahy ny ankizy.
