VAOVAO – MINUTE FLASH 16 MAY 2022

– VALANARETINA – Tranga vaovaon’ny covid-19 miisa 40 no voamarina nanomboka ny 7 hatramin’ny 13 Mey, tsy nisy ny aina nafoy.
– HETSIKA – Nanohy ny fitokonany ireo mpiasa mpandraharaha sy tekinika eo anivon’ny Oniversite an’Antananarivo na dia efa nisy tamin’izy ireo aza ny efa naharay ny karamany.
– FIFIDIANANA – Mpifidy vaovao maherin’ny 500.000 no voasoratra ao anaty lisi-pifidianana, hanomboka ny volana oktobra ho avy izao ny fanavaozana tanteraka izany lisi-pifidianana izany araka ny nambaran’ny Ceni