– FAMPIANARANA AMBONY – Antontan-taratasy fangatahana hanokatra fanofanana sy fampianarana 285 no ho dinihana eo anivon’ny ministeran’ny fampianarana ambony
– FAHEFANA MPANATANTERAKA – Mpikambana 15 ao amin’ny governemanta voatendry ny 15 Aogositra teo no handrasana hanao ny fanambaram-pananana eny anivon’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana
– TETI-BOLAM-PANJAKANA – Hiakatra ho 3000 ariary ny hetra fara-fahambany tsy maintsy aloan’ny mpiasa, hisy fiakarany ny karaman’ny mpiasam-panjakana
