VAOVAO – MINUTE FLASH 16 SEPTAMBRA 2021

– VAROTRA – Mbola tsy nivoaka ny lisitr’ireo nahazo alalana hanondrana lavanila na efa nisokatra ny 15 Septambra aza ny taom-panondranana
– FIARAHA-MIASA- Nahazo afisy miisa 400 avy tamin’ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fidindra-monina ny zandarimaria nasionaly.
– BAOLINA KITRA – Mbola tafiditra ao anatin’ireo ekipa mendrika zato voalohany manerantany i Madagasikara na dia nihemotra aza ny laharana