– FITSARANA – Voasazy 20 taona asa an-terivozona i Paul Rafanoharana, 10 taona avy ny an’i Philippe François sy Aina Razafindrakoto
– FOTODRAFITRASA – Tokony hanomboka afaka roa na telo volana eo ny fanamboarana ny fotodrafitrasa ampiasaina amin’ny fitaterana an-tariby
– FITATERANA : Ny herinaratr’Antananarivo renivohitra ihany dia ampy ampandehanana ny tekeferiaka hoy ny sekreteram-panjakana misahana ny Tanàna vaovao
