– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO : Fantatra ireo olona roa ahiahiana ho atidoha nikotrika ilay fanondranana volamena tany Comores sy tany Afrika-Atsimo, hoy ny minisitry ny Fitsarana
– FANABEAZANA : Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fidiran’ny mpianatra teto Antananarivo
– VALANARETINA – 52 no lavon’ny Covid-19 tao anelanelan’ny 8 hatramin’ny 14 Janoary, miisa 1.726 kosa ireo marary vaovao
