– ANGOVO : Hisy ny fandaminana manokana mikasika ny solika, hoy ny Filoha Andry Rajoelina
– TSIPY KANETIBE : Voaloa ny trosan’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe, manantena ny fanafoanana ny sazy ny mpitantana malagasy
– MISS MONDE 2021 : Tsy tafiditra tao anatin’ny laharana 13 voalohany i Nellie Anjaratiana Saya izay nisolontena ny Malagasy tamin’ny fifaninanana eran-tany amin’ny hatsaran-tarehy amam-bika.
