VAROTRA – 160.000 ariary no vidin’ny lavanila maitso iray kilao any Ambanja tamin’ny fanokafana ny taom-piotazana 2022 omaly alatsinainy.
FANJIFANA – 1.150 ariary ny kilaon’ny vary akotry any Alaotra.
FOTODRAFITRASA – Tombanana ho 7,6 tapitrisa ny isan’ny lavapiringa ilaina eto Madagasikara.
