VAOVAO – MINUTE FLASH 17 NOVAMBRA 2021

– VALANARETINA – Nahitana trangana covid-19 miisa roa tany Tolagnaro, nohamafisina ny fepetra ara-pahasalamana any an-toerana
– SARIMIHETSIKA – Any Sainte-Marie no hotanterahina ny fizarana faharoa amin’ny hetsika Rencontres du Film Court (RFC) andiany faha-16
– VAKOKA : Manomana ny fampodiana ny kabeson’ny mpanjaka Sakalava Toera ny fitondram-panjakana