– TOE-KARENA – Hanainga rahampitso talata hanatrika ny andiany fahatelo amin’ny Choiseul Africa business forum i Andry Rajoelina
– FANOMPOAM-PIRENENA : Miisa 559.560 ireo olom-pirenena lahy sy vavy nanatanteraka ny fisoratana sy ny fanisana ho amin’ny fanompoam-pirenena ny 1 jona ka hatramin’ny 16 Oktobra
– BASKETBALL – Nihena ho ekipa efatra ireo handray anjara amin’ny fifaninanana Road to BAL vondrona D eto Madagasikara, nahemotra ho ny 21 Oktobra ny fiatombohany
