VAOVAO – MINUTE FLASH 17 SEPTAMBRA 2020

Affiche YouTube

VAOVAO – MINUTE FLASH 17 SEPTAMBRA 2020
FITANTANANA – Hanao hetsika fampahafantarana ny fehezam-pitsipika momba ny fikoloampahasalamana ny kaominina.
VALANARETINA – Olona 54 vaovao voan’ny coronavirus, olona iray no namoy ny ainy.
FANABEAZANA – Tsy mandoa latsakemboka hanefana ny karaman’ny mpampianatra FRAM ireo ray aman-drenin’ny mpianatra amin’ity taona 2020-2021 ity.