VAOVAO – MINUTE FLASH 18 APRILY 2023

-VAKOKA : Maimaimpoana ho an’ny mpianatra isaky ny alarobia hariva ny fitsidihana ny Mozea Rainilaiarivony, 500 kosa hoan’ny Malagasy amin’ny andavanandro
-FONENANA : Misokatra rahampitso ny fandraisana ny anton-taratasy ho an’ireo izay Liana amin’ilay fandaharan’asa  »titra iray, trano iray » ao Antsirabe
-FAHARENDREHANA SAMBO TANY AMBILOBE : Naiditra am-ponja vonjimaika ilay tompon’ny sambo sy ilay mpanamory
-FITSARANA MIARAMILA : Nivoaka ny tetiandro ho an’ny faritra Matsiatra Ambony