– FIAINAM-PIRENENA – Nifarana androany ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimiera roa tonta
– SAVA– Manahy ny vanim-potoana maitso ahitra ny olom-boafidy any SAVA noho ny fitotonganan’ny vidin’ny lavanila
– ANTENIMIERANDOHOLONA – Andrasana amin’ny Alarobia ny voka-pifidianana ireo loholona

