– TOETRANDRO – Vinavinaina hiditra an-tanety amin’ny talata 22 Febroary eto Madagasikara ny rivodoza Emnati
– LOZA VOAJANAHARY – Olona 11 no maty, 9.500 no traboina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Dumako.
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nahazo vakisiny Janssen fatra 240 000 avy amin’ny governemanta italianina i Madagasikara omaly alakamisy
