– FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY – Nilaza ny hanao hetsika fanairana mandritra ny 72 ora ho amin’ny fitakiana famoahana ny lalàna momba ny fizakan-tenan’ny Oniversite ny Seces sampana Antananarivo
– VAROTRA – Nanaiky ny vidiny farany ambany nofaritan’ny fanjakana ho 75.000 ariary ny kilao ihany ireo mpivarotra lavanila maitso tao Ambalahonko Ambanja
– FIFANINANANA MISS – Hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Antsaly Rajoelina.
