– FAHASALAMANA – Olona roa no marary mafy noho ny coronavirus ao Matsiatra-Ambony
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Mieritreritra ny hampiato ny sidina mampifandray an’i Madagasikara amin’i Nosy Maurice ny Governemanta aorian’ny 27 Novambra izao.
– FANAMPIANA – Manao antso avo ho fanampiana ny faritra Atsimon’ny Nosy indray i Madagasikara
